Eksodosy 34:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia haka amin’ny zanany vavy ho vadin’ny zanakao lahy ianao,+ nefa azo antoka fa hanana fifandraisana mamoafady amin’ny andriamaniny ilay zanany vavy, ka hitarika ny zanakao lahy hanana fifandraisana mamoafady toy izany koa.+ Deoteronomia 7:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza manao fifanarahana ara-panambadiana aminy: Aza omenao ho vadin’ny zanany lahy ny zanakao vavy, ary aza alainao ho vadin’ny zanakao lahy ny zanany vavy.+
16 Dia haka amin’ny zanany vavy ho vadin’ny zanakao lahy ianao,+ nefa azo antoka fa hanana fifandraisana mamoafady amin’ny andriamaniny ilay zanany vavy, ka hitarika ny zanakao lahy hanana fifandraisana mamoafady toy izany koa.+
3 Aza manao fifanarahana ara-panambadiana aminy: Aza omenao ho vadin’ny zanany lahy ny zanakao vavy, ary aza alainao ho vadin’ny zanakao lahy ny zanany vavy.+