11 Fa amin’ny taona fahafito kosa, dia tsy hovolenao ilay tany fa havelanao hiala sasatra,+ ka ny mahantra eo aminao no hihinana avy aminy. Ary izay tsy lanin’ireo no hohanin’ny bibidia.+ Izany no hataonao amin’ny tanimboalobokao sy ny sahan’olivanao.