Levitikosy 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia ho an’i Arona sy ny zanany lahy ny ambin’ilay fanatitra, ho zavatra masina indrindra avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.+ Levitikosy 22:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “‘Raha misy olona nihinana tsy nahy+ tamin’ny zava-masina, dia tsy maintsy honerany izany. Ary homeny ny mpisorona izany, sady mbola hampiany ampahadiminy.+
10 Dia ho an’i Arona sy ny zanany lahy ny ambin’ilay fanatitra, ho zavatra masina indrindra avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.+
14 “‘Raha misy olona nihinana tsy nahy+ tamin’ny zava-masina, dia tsy maintsy honerany izany. Ary homeny ny mpisorona izany, sady mbola hampiany ampahadiminy.+