5 Koa novoriny ny mpisorona+ sy ny Levita ka nilazany hoe: “Mankanesa any amin’ireo tanànan’i Joda, ka manangòna vola avy amin’ny Israely rehetra, mba hanamboarana ny simba+ amin’ny tranon’Andriamanitrareo isan-taona.+ Ary karakarao haingana izany.” Tsy rototra tamin’ilay izy anefa ny Levita.+