FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary teo anilany i Tobia+ Amonita,+ ka niteny hoe: “Na amboadia+ aza no mianika an’io manda vato aoriny io, dia ho rava io.”

  • Nehemia 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsarovy,+ ry Andriamanitro ô, izany nataon’i Tobia+ sy Sanbala izany, ary koa ny nataon’i Noadia mpaminanivavy+ sy ny mpaminany hafa izay nitady hampitahotra ahy foana.

  • Nehemia 13:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 ka tonga teto Jerosalema. Dia hitako ny zava-dratsy nataon’i Eliasiba+ tamin’ny nanaovany efitrano ho an’i Tobia,+ teo an-tokotanin’ny tranon’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara