Josoa 15:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ireto avy kosa ny tanàna tany Sefela:+ Estaola,+ Zora,+ Asna, Josoa 19:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ny sisin-tanin’ny lovan’izy ireo dia i Zora,+ Estaola, Ira-semesy, 2 Tantara 11:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Zora,+ Aialona+ ary Hebrona,+ izay samy tanàna voaro mafy tany Joda sy Benjamina.