Josoa 10:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nisy olona nirahin’i Adoni-zedeka mpanjakan’i Jerosalema+ ho any amin’i Hohama mpanjakan’i Hebrona,+ sy Pirama mpanjakan’i Jarmota,+ sy Jafia mpanjakan’i Lakisy,+ ary Debira mpanjakan’i Eglona,+ hiteny hoe: Josoa 15:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Lakisy,+ Bozkata,+ Eglona,+ Isaia 37:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary ren’i Rabsake+ fa efa niala tany Lakisy+ ny mpanjakan’i Asyria. Koa niverina tany amin’ny mpanjaka izy ka nahita azy niady tamin’i Libna.+
3 Koa nisy olona nirahin’i Adoni-zedeka mpanjakan’i Jerosalema+ ho any amin’i Hohama mpanjakan’i Hebrona,+ sy Pirama mpanjakan’i Jarmota,+ sy Jafia mpanjakan’i Lakisy,+ ary Debira mpanjakan’i Eglona,+ hiteny hoe:
8 Ary ren’i Rabsake+ fa efa niala tany Lakisy+ ny mpanjakan’i Asyria. Koa niverina tany amin’ny mpanjaka izy ka nahita azy niady tamin’i Libna.+