FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 2:54
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 54 Ary ny zanakalahin’i Salma dia i Betlehema+ sy ny Netofatita,+ sy i Atrota-beti-joaba sy ny antsasaky ny Manahatita ary ny Zorita.

  • 1 Tantara 9:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 sy Obadia zanak’i Semaia,+ zanak’i Galala, zanak’i Jedotona,+ ary Berekia zanak’i Asa, zanak’i Elkana. Nonina tany amin’ny tanàna kelin’ny Netofatita+ izy.

  • Nehemia 7:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 valo amby valopolo amby zato ny avy any Betlehema+ sy Netofa,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara