FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 12:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Nandeha koa ilay antoko mpihira+ iray mpanao hira fisaorana, ary tao aoriany izaho sy ny antsasaky ny vahoaka. Nandeha teo ambony manda izahay hatrany amin’ny Tilikambon’ny Lafaoro,+ dia nankeo amin’ny Manda Lehibe,+

  • Nehemia 12:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Farany dia nijanona teo amin’ny tranon’Andriamanitra+ ireo antoko mpihira+ roa mpanao hira fisaorana, mbamin’ny tenako sy ny antsasak’ireo solontenam-panjakana niaraka tamiko,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara