Nehemia 9:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Be ny vokatry ny tany,+ nefa noho ny fahotanay+ dia lasan’ireo mpanjaka+ notendrenao hifehy anay izany. Manjaka aminay sy ny biby fiompinay araka izay tiany izy ireo, ka ory dia ory izahay.+
37 Be ny vokatry ny tany,+ nefa noho ny fahotanay+ dia lasan’ireo mpanjaka+ notendrenao hifehy anay izany. Manjaka aminay sy ny biby fiompinay araka izay tiany izy ireo, ka ory dia ory izahay.+