26 Nonina tao Ofela+ ny Netinima,+ ary izy ireo no nanamboatra ny simba hatreo amin’ny Vavahadin-drano+ any atsinanana, sy hatrany amin’ny tilikambo mivohitra avy eo amin’ny manda.
8Nivory toy ny olona iray+ ny vahoaka manontolo, teo amin’ilay tany malalaka+ tandrifin’ny Vavahadin-drano.+ Dia nasaina nalain’i Ezra,+ mpanao dika soratra, ny boky+ misy ny lalàn’i Mosesy+ izay nandidian’i Jehovah ny Israely.+