-
2 Mpanjaka 14:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ary i Amazia mpanjakan’ny Joda zanak’i Joasy zanak’i Ahazia, no nosamborin’i Joasy mpanjakan’ny Israely tany Beti-semesy. Dia nankany Jerosalema izy ireo. Ary nanagorobahan’i Joasy efajato hakiho* ny mandan’i Jerosalema, nanomboka teo amin’ny Vavahadin’i Efraima+ ka hatreo amin’ny Vavahady An-jorony.+
-