FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 10:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa aoka ianareo hibaboka+ amin’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo, ka ataovy izay sitrany+ ary misaraha amin’ireo mponina manodidina sy ireo vehivavy hafa firenena vadinareo.”+

  • Nehemia 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary nisaraka+ tamin’ny hafa firenena+ rehetra ny taranak’Israely, ka nitsangana ary niaiky+ ny fahotany+ sy ny fahadisoan’ny razany.+

  • Nehemia 10:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary ny sisa tamin’ny vahoaka, izany hoe ny mpisorona,+ ny Levita,+ ny mpiandry vavahady,+ ny mpihira,+ ny Netinima,+ sy izay nisaraka tamin’ny mponina manodidina*+ ho fankatoavana ny lalàn’Andriamanitra,+ ary koa ny vadin’izy ireo sy ny zanany lahy sy vavy, eny, izay rehetra efa afaka mahazo ny hevitr’ilay fianianana,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara