Nomery 18:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Atao ho isan’ny fanomezanareo izany, toy ny voa avy eny am-pamoloana,+ mbamin’ny divay na menaka be dia be avy amin’ny famiazana. Nomery 18:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “Ary lazao amin’ny Levita hoe: ‘Rehefa manome ny tsara indrindra amin’ireny+ ianareo, dia ho anareo Levita ny ambiny, toy ny vokatra avy eny am-pamoloana, sy ny divay na menaka avy amin’ny famiazana.
27 Atao ho isan’ny fanomezanareo izany, toy ny voa avy eny am-pamoloana,+ mbamin’ny divay na menaka be dia be avy amin’ny famiazana.
30 “Ary lazao amin’ny Levita hoe: ‘Rehefa manome ny tsara indrindra amin’ireny+ ianareo, dia ho anareo Levita ny ambiny, toy ny vokatra avy eny am-pamoloana, sy ny divay na menaka avy amin’ny famiazana.