Romanina 13:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aloavy amin’izy rehetra àry izay tokony ho azy avy: Ny hetra+ ho an’izay mitaky hetra, ny haba ho an’izay mitaky haba, ny tahotra ho an’izay tokony hatahorana,+ ny haja ho an’izay tokony hohajaina.+ 1 Petera 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hajao ny karazan’olona rehetra,+ tiavo ny rahalahy rehetra ao amin’ny finoana,+ matahora an’Andriamanitra,+ hajao ny mpanjaka.+
7 Aloavy amin’izy rehetra àry izay tokony ho azy avy: Ny hetra+ ho an’izay mitaky hetra, ny haba ho an’izay mitaky haba, ny tahotra ho an’izay tokony hatahorana,+ ny haja ho an’izay tokony hohajaina.+
17 Hajao ny karazan’olona rehetra,+ tiavo ny rahalahy rehetra ao amin’ny finoana,+ matahora an’Andriamanitra,+ hajao ny mpanjaka.+