Estera 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Navoaka tao an-dapan’i Sosana+ koa ilay lalàna. Dia lasa ireo iraka+ mitaingina soavaly haingam-pandeha, fanaovana fanompoana ho an’ny mpanjaka, ka nasaina nandeha haingana sy niolomay+ noho ny tenin’ny mpanjaka.
14 Navoaka tao an-dapan’i Sosana+ koa ilay lalàna. Dia lasa ireo iraka+ mitaingina soavaly haingam-pandeha, fanaovana fanompoana ho an’ny mpanjaka, ka nasaina nandeha haingana sy niolomay+ noho ny tenin’ny mpanjaka.