Ohabolana 24:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Kivy ve ianao amin’ny andro mahory?+ Raha izany, dia ho kely ny herinao. Ohabolana 29:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fandrika ny tahotra olona,+ fa izay matoky an’i Jehovah no ho voaro.+ Jaona 12:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Izay tia ny ainy* no hamoy azy, fa izay mankahala ny ainy+ eo amin’izao fiainana izao kosa, no hiaro azy ho amin’ny fiainana mandrakizay.+
25 Izay tia ny ainy* no hamoy azy, fa izay mankahala ny ainy+ eo amin’izao fiainana izao kosa, no hiaro azy ho amin’ny fiainana mandrakizay.+