FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 75:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Andriamanitra no mpitsara.+

      Mampietry ny anankiray izy, ary manandratra ny anankiray.+

  • Isaia 14:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Fa i Jehovah Tompon’ny tafika no nanapa-kevitra,+ ka iza no mahafoana izany?+ Ary maninjitra ny tanany izy, ka iza no afaka mampihemotra izany?+

  • Isaia 49:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Mpanjaka no ho mpitaiza anao,+ ary ny andriambaviny no ho mpampinono anao. Hiankohoka amin’ny tany eo anatrehanao izy ireo,+ sady hilelaka ny vovoka+ amin’ny tongotrao. Dia ho fantatrao fa izaho no Jehovah, ary tsy ho menatra izay manantena ahy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara