FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa hoy indray ny mpanjaka tamin’i Estera, nandritra ny fotoana fandrosoana divay+ tamin’io andro faharoa io: “Inona no angatahinao,+ ry Estera vadin’ny mpanjaka ô? Fa homena anao izany!+ Ary inona no tadiavinao? Fa na hatramin’ny antsasaky ny fanjakana+ aza dia homena anao!”

  • Estera 9:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Estera vadin’ny mpanjaka:+ “Nandripaka olona teto an-dapan’i Sosana+ ny Jiosy, ka dimanjato lahy no matiny, ary maty koa ny zanak’i Hamana folo lahy. Mba nanao ahoana kosa àry ny tany amin’ireo faritany+ manerana ny fanjakana?+ Sao dia mbola misy zavatra angatahinao anefa? Fa homena anao izany!+ Ary inona no tadiavinao?+ Fa hotanterahina izany!”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara