FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 27:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Na dia misy tafika manangana toby hamelezana ahy aza,+

      Dia tsy mba hatahotra ny foko.+

      Na dia misy miady amiko aza,+

      Dia feno toky aho.+

  • Salamo 139:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Jehovah ô, tsy hankahala an’izay mankahala mafy anao ve aho? +

      Tsy haharikoriko ahy ve izay mikomy aminao?+

  • Salamo 139:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Halako dia halako tokoa ireny,+

      Ary lasa tena fahavaloko.+

  • Matio 10:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary aza matahotra+ an’izay mamono mahafaty anareo, nefa tsy mahafoana ny fiainanareo* ho avy, fa aleo matahotra an’ilay+ mahavita mandringana anareo ao amin’ny Gehena.*+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara