FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 37:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Manatsoaka sabatra ny ratsy fanahy, sady mamatotra ny tadin-tsipìkany,+

      Mba handavoana ny ory sy ny mahantra,+

      Ary hamonoana an’ireo manao izay mahitsy.+

  • Ohabolana 1:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa miafina mba handatsaka ny ran’ireny izy,+ ary miafina mba hikendry ny ainy.*+

  • Ohabolana 21:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Olona sahisahy ratsy sy mpirehareha mizahozaho no iantsoana an’izay sahisahy manao zavatra+ rehefa tezitra.

  • Ohabolana 27:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Lozabe ny fahavinirana, ary toy ny tondra-drano ny fahatezerana,+ fa iza kosa no mahatanty ny fahasarotam-piaro?*+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara