Ohabolana 3:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Aza miahotra manao soa amin’izay tokony hanaovan-tsoa+ raha mbola azon’ny tananao atao ihany.+ Mpitoriteny 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nisy lehilahy nahantra nefa hendry tao, ary ny fahendreny+ no nahavoavonjy an’ilay tanàna. Tsy mba nisy nahatsiaro anefa io lehilahy nahantra io.+
15 Ary nisy lehilahy nahantra nefa hendry tao, ary ny fahendreny+ no nahavoavonjy an’ilay tanàna. Tsy mba nisy nahatsiaro anefa io lehilahy nahantra io.+