-
Estera 4:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 “Mahafantatra daholo ny mpanompon’ny mpanjaka sy ny vahoaka any amin’ireo faritany manerana ny fanjakany, fa izay lehilahy na vehivavy tonga tsy nantsoina eo amin’ny tokotany anatiny+ mba hankeo anatrehan’ny mpanjaka, dia hovonoina ho faty, araka ny lalàna+ tokana navoakan’ny mpanjaka. Izay tondroin’ny mpanjaka amin’ny tehiny volamena ihany no ho velona.+ Izaho anefa tsy nantsoina hankao amin’ny mpanjaka, efa telopolo andro izao.”
-