Estera 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tao an-dapan’i Sosana+ dia nisy lehilahy jiosy iray atao hoe Mordekay,+ zanak’i Jaira, zanak’i Simey, zanak’i Kisy Benjaminita,+
5 Tao an-dapan’i Sosana+ dia nisy lehilahy jiosy iray atao hoe Mordekay,+ zanak’i Jaira, zanak’i Simey, zanak’i Kisy Benjaminita,+