Ohabolana 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mierona hoatran’ny liona tanora ny mpanjaka romotry ny hatezerana,+ fa toy ny ando eo amin’ny ahitra kosa ny fankasitrahany.+ Ohabolana 20:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Atahorana, sahala amin’ny fahatahorana fieron’ny liona tanora, ny mpanjaka.+ Izay mampahatezitra azy dia manota amin’ny tenany, ka mihantsy loza.+
12 Mierona hoatran’ny liona tanora ny mpanjaka romotry ny hatezerana,+ fa toy ny ando eo amin’ny ahitra kosa ny fankasitrahany.+
2 Atahorana, sahala amin’ny fahatahorana fieron’ny liona tanora, ny mpanjaka.+ Izay mampahatezitra azy dia manota amin’ny tenany, ka mihantsy loza.+