Estera 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hoy ny mpanjaka : “Mandehana ianareo, ka antsoy haingana+ i Hamana, araka ny tenin’i Estera.” Dia nankao amin’ilay fanasana nataon’i Estera ny mpanjaka sy Hamana.
5 Ary hoy ny mpanjaka : “Mandehana ianareo, ka antsoy haingana+ i Hamana, araka ny tenin’i Estera.” Dia nankao amin’ilay fanasana nataon’i Estera ny mpanjaka sy Hamana.