Daniela 2:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia hoy ny navalin’i Daniela teo anatrehan’ny mpanjaka: “Ilay zava-miafina nanontanian’ny mpanjaka dia tsy misy olona mahalaza azy, na ny olon-kendry, na ny mpila hevitra amin’ny maty, na ny mpisorona mampiasa herin’ny maizina na ny mpanandro.+
27 Dia hoy ny navalin’i Daniela teo anatrehan’ny mpanjaka: “Ilay zava-miafina nanontanian’ny mpanjaka dia tsy misy olona mahalaza azy, na ny olon-kendry, na ny mpila hevitra amin’ny maty, na ny mpisorona mampiasa herin’ny maizina na ny mpanandro.+