FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 8:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary ny mpitan-tsoratry+ ny mpanjaka, dia nantsoina tamin’io andro fahatelo amby roapolon’ny volana fahatelo io, izany hoe ny volana Sivana. Ary izay rehetra nandidian’i Mordekay no nosoratana ho an’ny Jiosy sy ny lehibem-paritany+ sy ny governora ary ny mpifehy isam-paritany tany amin’ireo faritany fito amby roapolo amby zato, hatrany India ka hatrany Etiopia.+ Nosoratana araka ny fomba fanoratra+ ao amin’ny faritany tsirairay sy araka ny fitenin’ny+ firenena tsirairay izany, ary nosoratana ho an’ny Jiosy koa araka ny fomba fanoratr’izy ireo sy ny fiteniny.+

  • Estera 9:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Dia nosoratan’i Mordekay+ ireny zava-nitranga ireny. Ary nandefasany taratasy ny Jiosy rehetra tany amin’ireo faritany+ nanerana ny fanjakan’i Ahasoerosy Mpanjaka, na ny lavitra na ny akaiky,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara