Genesisy 41:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ary sitrak’i Farao sy ny mpanompony rehetra izany.+ Estera 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa izay tovovavy mahafinaritra ny mpanjaka no ho vadin’ny mpanjaka hisolo an’i Vasty.”+ Dia sitraky ny mpanjaka izany, ka nataony.
4 Koa izay tovovavy mahafinaritra ny mpanjaka no ho vadin’ny mpanjaka hisolo an’i Vasty.”+ Dia sitraky ny mpanjaka izany, ka nataony.