Estera 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Rehefa fantatr’i Mordekay+ izany rehetra izany,+ dia norovitiny ny akanjony. Ary nitafy lamba gony+ sy nihosin-davenona+ izy, ka nankeo afovoan-tanàna sady niantsoantso mafy tamin’alahelo.+ Salamo 65:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ry Mpihaino vavaka ô, ianao no hohatonin’ny karazan’olona rehetra.+ Salamo 142:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 142 Nanandratra ny feoko tamin’i Jehovah aho, mba hiantso vonjy.+Nanandratra ny feoko tamin’i Jehovah aho, mba hitalaho famindram-po.+
4 Rehefa fantatr’i Mordekay+ izany rehetra izany,+ dia norovitiny ny akanjony. Ary nitafy lamba gony+ sy nihosin-davenona+ izy, ka nankeo afovoan-tanàna sady niantsoantso mafy tamin’alahelo.+
142 Nanandratra ny feoko tamin’i Jehovah aho, mba hiantso vonjy.+Nanandratra ny feoko tamin’i Jehovah aho, mba hitalaho famindram-po.+