Romanina 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Voafatotry ny lalàna amin’ny vadiny, ohatra, ny vehivavy, raha mbola velona koa ny vadiny. Fa raha maty kosa ny vadiny, dia afaka amin’ny lalàn’ny vadiny izy.+ Efesianina 5:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 satria ny lehilahy no lohan’ny vadiny,+ toa an’i Kristy izay lohan’ny fiangonana,+ noho izy mpamonjy an’io vatana io.
2 Voafatotry ny lalàna amin’ny vadiny, ohatra, ny vehivavy, raha mbola velona koa ny vadiny. Fa raha maty kosa ny vadiny, dia afaka amin’ny lalàn’ny vadiny izy.+
23 satria ny lehilahy no lohan’ny vadiny,+ toa an’i Kristy izay lohan’ny fiangonana,+ noho izy mpamonjy an’io vatana io.