-
Estera 2:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ary aoka ny mpanjaka hanendry solontena any amin’ny faritany+ rehetra ao amin’ny fanjakany, ary ireo kosa hanangona ny tovovavy virjiny tsara tarehy rehetra mba hatao ao amin’ny tranom-behivavy, ato an-dapan’i+ Sosana. Ho eo ambany fiandraiketan’i Hegay+ tandapan’ny*+ mpanjaka sady mpiambina ny vehivavy ireo tovovavy ireo, ary hisy hanotra azy mba hikarakarana ny bika aman’endriny.
-