Joba 37:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Alefany ho eny ambanin’ny lanitra rehetra izany.Ary alefany hatrany amin’ny faran’ny tany ny tselatra.+ Matio 24:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fa toy ny tselatra+ avy any atsinanana ka mazava hatrany andrefana, dia ho toy izany koa ny fanatrehan’ny Zanak’olona.+
3 Alefany ho eny ambanin’ny lanitra rehetra izany.Ary alefany hatrany amin’ny faran’ny tany ny tselatra.+
27 Fa toy ny tselatra+ avy any atsinanana ka mazava hatrany andrefana, dia ho toy izany koa ny fanatrehan’ny Zanak’olona.+