Asan’ny Apostoly 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 kanefa tsy namela ny tenany tsy hanana vavolombelona izy, satria nanao soa+ ka nanome anareo ranonorana+ avy eny amin’ny lanitra sy taon-jina, ary nahavoky ny fonareo tamin’ny hanina sy ny fifaliana.”+
17 kanefa tsy namela ny tenany tsy hanana vavolombelona izy, satria nanao soa+ ka nanome anareo ranonorana+ avy eny amin’ny lanitra sy taon-jina, ary nahavoky ny fonareo tamin’ny hanina sy ny fifaliana.”+