Joba 40:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Manan-tsandry toy ny an’ilay tena Andriamanitra ve ianao,+Ary mahay mampikotrokotroka feo tahaka azy?+ Salamo 29:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Eny ambonin’ny rano ny feon’i Jehovah.+Mampirefotra kotroka+ ilay Andriamanitra be voninahitra.+Eny ambonin’ny rano be i Jehovah.+
9 Manan-tsandry toy ny an’ilay tena Andriamanitra ve ianao,+Ary mahay mampikotrokotroka feo tahaka azy?+
3 Eny ambonin’ny rano ny feon’i Jehovah.+Mampirefotra kotroka+ ilay Andriamanitra be voninahitra.+Eny ambonin’ny rano be i Jehovah.+