Salamo 148:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aoka samy hidera ny anaran’i Jehovah ireo,+Fa ny anarany ihany no avo indrindra.+Ambonin’ny tany sy ny lanitra ny voninahiny.+
13 Aoka samy hidera ny anaran’i Jehovah ireo,+Fa ny anarany ihany no avo indrindra.+Ambonin’ny tany sy ny lanitra ny voninahiny.+