Amosa 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “‘Ilay manao ny tohatra mankany an-danitra,+ sy ny rafitra mitatao eo ambonin’ilay tany izay naoriny,+ Ilay miantso ny ranon’ny ranomasina+ mba handrarahany azy eto ambonin’ny tany,+ dia Jehovah no anarany.’+
6 “‘Ilay manao ny tohatra mankany an-danitra,+ sy ny rafitra mitatao eo ambonin’ilay tany izay naoriny,+ Ilay miantso ny ranon’ny ranomasina+ mba handrarahany azy eto ambonin’ny tany,+ dia Jehovah no anarany.’+