Salamo 22:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no nahafoy ahy ianao?+Nahoana no lavitra ahy ianao, ka tsy mamonjy ahy+Sady tsy mihaino ny fitarainako?+ Salamo 38:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Rera-po aho, ary kivy tanteraka.Mitaraindraina aho noho ny fitolokon’ny foko.+ Isaia 59:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Mierona toy ny orsa izahay rehetra, ary mitoreo amin’alahelo toy ny voromailala.+ Manantena rariny+ izahay nefa tsy misy izany, ary manantena famonjena nefa lavitra anay izany.+
22 Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no nahafoy ahy ianao?+Nahoana no lavitra ahy ianao, ka tsy mamonjy ahy+Sady tsy mihaino ny fitarainako?+
11 Mierona toy ny orsa izahay rehetra, ary mitoreo amin’alahelo toy ny voromailala.+ Manantena rariny+ izahay nefa tsy misy izany, ary manantena famonjena nefa lavitra anay izany.+