FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 26:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Fonosiny ao anaty rahona ny rano,+

      Ka tsy triatra ny rahona eo ambanin’izany rano izany.

  • Joba 28:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Mba hanomezana hery ny rivotra,+

      Sy hitsinjarana ny rano amin’ny famarana.+

  • Joba 38:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Toy ny hoe voafin’ny vato ny rano,

      Ary lasa mivaingana ny fanambonin’ny rano lalina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara