Isaia 44:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpanavotra+ anao sy Mpamolavola anao hatrany am-bohoka: “Izaho Jehovah no manao ny zava-drehetra, izaho irery no mamelatra ny lanitra+ sy mamelatra ny tany.+ Iza no mba niaraka tamiko?
24 Izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpanavotra+ anao sy Mpamolavola anao hatrany am-bohoka: “Izaho Jehovah no manao ny zava-drehetra, izaho irery no mamelatra ny lanitra+ sy mamelatra ny tany.+ Iza no mba niaraka tamiko?