Salamo 33:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aoka hatahotra an’i Jehovah ny olona rehetra eto an-tany.+Aoka izy no hatahoran’ny mponina rehetra eto an-tany.+ Ohabolana 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahalalana.+ Fa hamavoin’ny adala kosa ny fahendrena sy ny fananarana.+ Matio 10:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary aza matahotra+ an’izay mamono mahafaty anareo, nefa tsy mahafoana ny fiainanareo* ho avy, fa aleo matahotra an’ilay+ mahavita mandringana anareo ao amin’ny Gehena.*+
8 Aoka hatahotra an’i Jehovah ny olona rehetra eto an-tany.+Aoka izy no hatahoran’ny mponina rehetra eto an-tany.+
7 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahalalana.+ Fa hamavoin’ny adala kosa ny fahendrena sy ny fananarana.+
28 Ary aza matahotra+ an’izay mamono mahafaty anareo, nefa tsy mahafoana ny fiainanareo* ho avy, fa aleo matahotra an’ilay+ mahavita mandringana anareo ao amin’ny Gehena.*+