Nomery 23:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Entin’Andriamanitra mivoaka avy any Ejipta izy ireo,+Ary miriotra mafy toy ny ombidia.+ Deoteronomia 33:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tahaka ny voninahitry ny voalohan-teraky ny omby ny voninahiny.+Tandrok’ombidia ny tandrony,+Ary amin’ireo no hanosehany ny vahoaka,+Izay miaraka hatosiny hatrany amin’ny faran’ny tany.Ireo no alinalin’i Efraima,+Sy arivoarivon’i Manase.” Salamo 29:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ataony mitsambikimbikina toy ny zanak’omby ireny,+Ary ataony mifalihavanja toy ny zanak’ombidia i Libanona sy Siriona.+
17 Tahaka ny voninahitry ny voalohan-teraky ny omby ny voninahiny.+Tandrok’ombidia ny tandrony,+Ary amin’ireo no hanosehany ny vahoaka,+Izay miaraka hatosiny hatrany amin’ny faran’ny tany.Ireo no alinalin’i Efraima,+Sy arivoarivon’i Manase.”
6 Ataony mitsambikimbikina toy ny zanak’omby ireny,+Ary ataony mifalihavanja toy ny zanak’ombidia i Libanona sy Siriona.+