FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 46:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Asio lasely ny soavaly ka itaingeno, ry mpitaingin-tsoavaly ô! Anaovy ny fiarovan-dohanareo ary makà toerana. Rangito ny lefona ka ataovy mangirana, ary anaovy ny akanjonareo mifono vy.+

  • Amosa 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia handefasako afo ny mandan’i Raba,+ ka handevona ny tilikambo fonenana eo aminy izany, rehefa maneno ny fanairana amin’ny andro iadiana, sy rehefa mifofofofo ny tafio-drivotra arahin’oram-baratra amin’ny andro hisian’ny rivo-mahery.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara