Ohabolana 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Navelanao hitopy any amin’ny harena ve ny masonao, nefa tsinontsinona ireny?+ Fa maniry elatra toy ny an’ny voromahery tokoa ireny, ka manidina ho eny amin’ny lanitra.+ Isaia 40:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 fa izay manantena+ an’i Jehovah kosa hahazo hery+ indray. Hanidina izy ireo, toy ny hoe manana ela-boromahery.+ Hihazakazaka izy nefa tsy ho sasatra, ary handeha izy nefa tsy ho reraka.”+
5 Navelanao hitopy any amin’ny harena ve ny masonao, nefa tsinontsinona ireny?+ Fa maniry elatra toy ny an’ny voromahery tokoa ireny, ka manidina ho eny amin’ny lanitra.+
31 fa izay manantena+ an’i Jehovah kosa hahazo hery+ indray. Hanidina izy ireo, toy ny hoe manana ela-boromahery.+ Hihazakazaka izy nefa tsy ho sasatra, ary handeha izy nefa tsy ho reraka.”+