FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 21:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa iza moa ilay Mahery Indrindra no hotompoinay?+

      Ary inona no soa azonay raha mifandray aminy?’+

  • Joba 33:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nahoana ianao no niady taminy?+

      Satria ve hoe tsy nisy novaliany ny teninao?+

  • Isaia 45:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Lozan’izay miady amin’ny Mpamolavola azy,+ ka manao toy ny vakim-bilany tanimanga miady amin’ny vakim-bilany hafa eo amin’ny tany! Ny tanimanga+ ve dia hilaza amin’ny mpamolavola azy hoe: “Inona ity ataonao”? Ary ny zava-bitanao ve hilaza hoe: “Tsy manan-tanana izy”?

  • Apokalypsy 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Samy nanana elatra enina+ avy ireo zavamananaina efatra,+ ary feno maso+ nanerana ny elany sy tao ambany elany. Tsy nitsahatra niteny izy ireo, na andro na alina, hoe: “Masina, masina, masina i Jehovah+ Andriamanitra, ilay Mahery Indrindra,+ ilay taloha sy ankehitriny+ ary ho avy.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara