FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 18:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa hoy kosa ireo taminy: “Mangìna! Tampeno amin’ny tananao ny vavanao, ary andao hiaraka aminay, ka aoka ianao ho rainay+ sy ho mpisoronay.+ Fa iza no tianao: Mbola ho mpisorona ho an’ny ankohonan’olona iray,+ sa ho mpisorona ho an’ny foko sy fianakaviambe iray eo amin’ny Israely?”+

  • Joba 29:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Tsy sahy niteny ny andriana,

      Fa nitampim-bava.+

  • Salamo 39:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Nangina+ tsy nahaloa-bava aho,+

      Noho izay nataonao.+

  • Ohabolana 30:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Raha nanao hadalana ianao, izany hoe nanandra-tena,+ ary raha nampifantoka ny sainao tamin’izany, dia tampeno amin’ny tananao ny vavanao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara