Salamo 104:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 104 Aoka aho hidera an’i Jehovah!+Lehibe tokoa ianao, Jehovah Andriamanitro ô!+Mitafy haja amam-boninahitra ianao.+
104 Aoka aho hidera an’i Jehovah!+Lehibe tokoa ianao, Jehovah Andriamanitro ô!+Mitafy haja amam-boninahitra ianao.+