Salamo 49:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Toy ny ondry ihany izy ireo ka natao ho an’ny Fasana.*+Ny fahafatesana no ho mpiandry azy.+Ny olo-mahitsy no hifehy azy rehefa maraina,+Ary ho levona ny bika aman’endriny.+Fasana, fa tsy fonenana manerinerina, no ho an’ny tsirairay aminy.+ Salamo 55:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ho ringana anie ireny!+Aoka hidina velona ao amin’ny Fasana* ireny,+Fa zava-dratsy no ao am-pony any amin’izay toerana onenany.+
14 Toy ny ondry ihany izy ireo ka natao ho an’ny Fasana.*+Ny fahafatesana no ho mpiandry azy.+Ny olo-mahitsy no hifehy azy rehefa maraina,+Ary ho levona ny bika aman’endriny.+Fasana, fa tsy fonenana manerinerina, no ho an’ny tsirairay aminy.+
15 Ho ringana anie ireny!+Aoka hidina velona ao amin’ny Fasana* ireny,+Fa zava-dratsy no ao am-pony any amin’izay toerana onenany.+