Josoa 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tondraka i Jordana tamin’izay ka difotra ny morony+ rehetra nandritra ny fotoam-pijinjana. Koa raha vao tonga teo amin’i Jordana ny mpilanja an’ilay Vata, ka nitsoboka teo amin’ny morony ny tongotry ny mpisorona nilanja azy io,
15 Tondraka i Jordana tamin’izay ka difotra ny morony+ rehetra nandritra ny fotoam-pijinjana. Koa raha vao tonga teo amin’i Jordana ny mpilanja an’ilay Vata, ka nitsoboka teo amin’ny morony ny tongotry ny mpisorona nilanja azy io,