FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 25:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Sahala amin’ny kibay sy ny sabatra ary ny zana-tsipìka maranitra ny olona mijoro ho vavolombelona mandainga hiampanga ny namany.+

  • Ezekiela 9:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa indreny fa nisy lehilahy enina avy tany amin’ilay vavahady ambony+ izay manandrify ny avaratra. Samy nitondra ny fitaovam-piadiany famotipotehana izy ireo. Ary nisy lehilahy iray nanao akanjo rongony,+ niaraka tamin’izy ireo. Nisy fitoeran-dranomainty fampiasan’ny mpitan-tsoratra, teo amin’ny andilany. Dia niditra ireo ka nijoro teo anilan’ny alitara varahina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara